Embona (Tarika Lafatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina anao aho chériko ô
Efa ela zay zaho ko temac tsy nahita anao
Izaho irery no aty an-tanin’olona
Iza moa no mba hitarainako
Ianao irery no afaka hampitony ny fo
Hiaino ny fitarainako hampionona ahy
Mangina bhdcr ny tontoloko semban-drahona
Ny alahelo anao esyf no mibahana
Aiza ianao? aiza ianao? hanasitrana ny fo
Hanafana ilay afom-pitiavana miredareda anatiko ao
Aiza ianao,aiza ianao,malahelo lotra anie aho
Tiko ho fantatrao fa tsy ho andriko ny andro hiverenana
Mahatsiaro ireo tononkira.serasera.org safosafo
Ireo teny maminao tambitambinao
Izany anefa tsy ampy ho fiononana
Ka hoe foana teo ny alaheloko
Ianao irery nno afaka hampitony ny fo
Hiaino ny fitarainako hampionona ahy
Mangina ny tontoloko semban-drahona
Ny alahelo anao no mibahana
A/C: Avoko ANDRIAMIHAJA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika LafatraVangy : 1854
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : 00336255707
Daty : 28/08/2016 12:22