Any ho any (Tarika Lafatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na lavitra aza ianao
any an-tany lavitra any
tsy ahasakana tononkira.serasera.org ahy tsy ho tonga any
hamangy anao
tsy mety afaka ato an-tsaiko
reo hirahira izay fanao
lay tononkalo noforoninao hdhkfq
nasiako feo
dia niarahana nikalo
nankafizinao nankafiziko koa
ujtyo ref:
any ho any ianao
malahelo anao ny aty
tsy hafiko intsony
marary ny fo, fa lavitra anao
tapakevitra aho ny andeha
nde ho any aminao aho pyniza malala ô
mbola ho ela vao ho vita raha ny fianaranao
tsy andriko izany, aleoko mankany
nifankatia izaho sy ianao
dia mifankatia tokoa
nefa moa ny fianarana
tsy maintsy atao
voatery nifandao
tsy sitra-po fa mahasoa
tsaroako foana ilay fanaontsika roa
mampiaraka, dia milalao fitiavana
nankafizinao, nankafiziko koa
ref:
any an-tany lavitra any
tsy ahasakana tononkira.serasera.org ahy tsy ho tonga any
hamangy anao
tsy mety afaka ato an-tsaiko
reo hirahira izay fanao
lay tononkalo noforoninao hdhkfq
nasiako feo
dia niarahana nikalo
nankafizinao nankafiziko koa
ujtyo ref:
any ho any ianao
malahelo anao ny aty
tsy hafiko intsony
marary ny fo, fa lavitra anao
tapakevitra aho ny andeha
nde ho any aminao aho pyniza malala ô
mbola ho ela vao ho vita raha ny fianaranao
tsy andriko izany, aleoko mankany
nifankatia izaho sy ianao
dia mifankatia tokoa
nefa moa ny fianarana
tsy maintsy atao
voatery nifandao
tsy sitra-po fa mahasoa
tsaroako foana ilay fanaontsika roa
mampiaraka, dia milalao fitiavana
nankafizinao, nankafiziko koa
ref:
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika LafatraVisites : 7691
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : 00336255707
Date : 24/08/2016 17:37
