Mpiandry tsara (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Tompo Andriamanitray no nanambara
Fa hihavaka rahatrizay ny ratsy sy tsara
Ka naniraka anay mba handeha
Hanambara ary koa hampandre
Ireo izay mbola tsy nandray Anao, ry Mpianry tsara
Tao anatin’ny haizina sy fahotana
No nakanao anay mba hampita ilay fahazavana
Koa miangavy Anao izahay anio
Ampianaro, tononkira.serasera.org toroy sy ahitsio
Ka jereo amin’ny indrafonao ry Mpiandry tsara
Fiverenana :
Mitalaho (izahay ka avelao)
Izahay zanakao
Omeo ny hery sy fitiavanao
Ka mangataka Anao tcbelvg mba hitantana
Aza avela ho irery izahay
Fa ny devoly tsy mahay afa-tsy ny handavo anay
Maro ireo fahavalo mitady handrava
Sy mikendry hamitaka anay hampizarazara
Nefa mino izahay fa Ianao
Tsy hamela irery amin’izao
Manantena ny fiarovanao wkimpb ry Mpiandry tsara
Fiverenana rkue : Mitalaho (izahay ka avelao)… (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 864
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 16:34