Ampidiro aloha ny tenimiafina
Misaotra Anao (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao mijery ny masoko
ny hakanton'ireo zavaboary
toa mitony ny foko
indraindray ireo ataoko sary
Fantatro fa mihoatra ireo ny fitiavanao ahy
Tsapako satria mihoatra izay
nangatahiko taminao tjok no nomenao
Misaotra Anao aho
Tompo o misaotra Anao
Tsy misy tia bgswk jpllwdv ahy mihoatra noho Ianao
ny tiako hiafarako
dia ny eo anilanao Jesosy tononkira.serasera.org o
mahatoky aho f'Ianao miahy
handray ny tanako
ny hakanton'ireo zavaboary
toa mitony ny foko
indraindray ireo ataoko sary
Fantatro fa mihoatra ireo ny fitiavanao ahy
Tsapako satria mihoatra izay
nangatahiko taminao tjok no nomenao
Misaotra Anao aho
Tompo o misaotra Anao
Tsy misy tia bgswk jpllwdv ahy mihoatra noho Ianao
ny tiako hiafarako
dia ny eo anilanao Jesosy tononkira.serasera.org o
mahatoky aho f'Ianao miahy
handray ny tanako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 8679
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mioraSafi
Daty : 03/12/2019 19:48
