Misaotra Anao (Tanora Masina Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao mijery ny masoko
ny hakanton'ireo zavaboary
toa mitony ny foko
indraindray ireo ataoko jjilosbg sary

Fantatro fa mihoatra ireo ny fitiavanao ahy
Tsapako satria mihoatra izay
nangatahiko taminao no nomenao

Misaotra Anao aho
Tompo o misaotra Anao
Tsy tononkira.serasera.org misy tia ahy mihoatra ijtm noho Ianao
ny tiako hiafarako
dia ny eo anilanao Jesosy o
mahatoky aho rxda f'Ianao miahy
handray ny tanako

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tanora Masina Itaosy
Hits : 8680
Likes : 0 Like
Created by : mioraSafi
Date : 03/12/2019 19:48
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1666