Inty aho, iraho aho (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifofofofo ve! Toa mila tsy ho zakanao
Ny rivotra iainana'izao tontolo izao
Ka n'aiza toerana aleha, tsisy tsy ahenoana hoe:
"Mafy tokoa izao fiainana izao"
Izao anio izao dia misy mihl hafatra ho anao
No sady lalan-tsara hizoranao
Izay tena azo antoka hanafaka anao
Amin'ny sarotra diavinao
Fiverenana :
Jesosy ô! Inty aho iraho
Fa tena hiriako ny ho tonga zanakao
Hitory sy hanambara ny Teny Masinao
Manerana izao tontolo izao
Ny syltidz vola sy ny iwodtj harena ve? No mampahory anao
Sa tsy manam-piadanana ve? Ao anaty ao
Dia tena anjara ratsy ve? Sa zioga mandra-maty re
Mampanontany tena lava izao
Vohay ny fonao hidiran' i Jesosy ao
Ka Izy no avelao hanjaka ao
Fa fantatr'Izy Tompo ny mahasoa ny zanany
Andeha ka mahefà ny tononkira.serasera.org Asany
Fiverenana : Jesosy ô! Inty aho iraho ... (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 1273
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 16:41