Inty aho, iraho aho (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifofofofo ve! Toa mila rtknk tsy ho zakanao
Ny rivotra iainana'izao tontolo izao
Ka n'aiza toerana aleha, tsisy tsy ahenoana hoe:
"Mafy tokoa izao fiainana izao"
Izao anio izao dia misy hafatra ho anao
No sady lalan-tsara hizoranao
Izay tena azo antoka hanafaka anao
Amin'ny sarotra diavinao
Fiverenana : tononkira.serasera.org
Jesosy ô! Inty aho iraho
Fa tena hiriako ny ybxg ho tonga zanakao
Hitory sy hanambara ny Teny Masinao
Manerana izao tontolo izao
Ny vola sy ny harena ve? No mampahory anao
Sa tsy manam-piadanana ve? Ao anaty ao
Dia tena anjara ratsy ve? Sa zioga mandra-maty re
Mampanontany tena lava izao
Vohay ny fonao hidiran' i Jesosy ao
Ka Izy no avelao hanjaka ao
Fa fantatr'Izy Tompo ny mahasoa ny zanany
Andeha ka mahefà ny Asany
Fiverenana : whjx Jesosy ô! Inty aho iraho ... (x2)
Ny rivotra iainana'izao tontolo izao
Ka n'aiza toerana aleha, tsisy tsy ahenoana hoe:
"Mafy tokoa izao fiainana izao"
Izao anio izao dia misy hafatra ho anao
No sady lalan-tsara hizoranao
Izay tena azo antoka hanafaka anao
Amin'ny sarotra diavinao
Fiverenana : tononkira.serasera.org
Jesosy ô! Inty aho iraho
Fa tena hiriako ny ybxg ho tonga zanakao
Hitory sy hanambara ny Teny Masinao
Manerana izao tontolo izao
Ny vola sy ny harena ve? No mampahory anao
Sa tsy manam-piadanana ve? Ao anaty ao
Dia tena anjara ratsy ve? Sa zioga mandra-maty re
Mampanontany tena lava izao
Vohay ny fonao hidiran' i Jesosy ao
Ka Izy no avelao hanjaka ao
Fa fantatr'Izy Tompo ny mahasoa ny zanany
Andeha ka mahefà ny Asany
Fiverenana : whjx Jesosy ô! Inty aho iraho ... (x2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 1358
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 20/03/2024 16:41
