Ampidiro aloha ny tenimiafina
Faly aho (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao gyahcj anatin’ny onjam-piainana no asehanao
Fa Ianao miady ho anay zanakao
Ianao Jesosy no niantso ka tononkira.serasera.org nampahery
Na tsy mendrika aza aho izay nofinidinao
Fa ny tànanao no nihazona ahy mba tsy ho very
Tsy hanadino fa ny làlanao mahasambatra
Ankehitriny dia mifaly aho, faly aho Tompo o
Taona maro izay no nanambinanao
Nampandresy vvwgqtno Ianao na dia tsy mora aza ny alon-drano
Ny adin-tsaina hirifiry izay, niaretana
(Ny asa) Fa ny asano, dia tena fiainana fa tsy angano
Anovozam-pahendrena sy fitiavana
Mino izahay fa tsy hangahiahy
Rehefa rahatrizay, fa Ianao mandray
Nampandresy Ianao na dia tsy mora aza cyhojcgw ny alon-drano
Ny adin-tsaina hirifiry izay niaretana
(Ny asa) Fa ny asanao, dia tena fiainana fa tsy angano

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 1110
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 15:50