Ampidiro aloha ny tenimiafina
Faly aho (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao anatin’ny onjam-piainana no asehanao
Fa Ianao miady ho anay zanakao
Ianao Jesosy no niantso ka nampahery
Na tsy mendrika aza tononkira.serasera.org aho izay nofinidinao
Fa ny tànanao no nihazona ahy mba tsy ho very
Tsy hanadino fa ny làlanao mahasambatra
Ankehitriny zixsrnbg dia mifaly aho, faly aho Tompo o
Taona maro izay no nanambinanao
Nampandresy Ianao na dia tsy mora aza ny alon-drano
Ny adin-tsaina hirifiry izay, niaretana
(Ny asa) Fa ny asano, dia tena fiainana fa tsy angano
Anovozam-pahendrena sy fitiavana
Mino izahay fa tsy hangahiahy
Rehefa rahatrizay, fa Ianao mandray
Nampandresy Ianao na dia tsy mora corhn aza ny alon-drano
Ny adin-tsaina hirifiry izay niaretana
(Ny asa) Fa upjpr ny asanao, dia tena fiainana fa tsy angano

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 1109
Likes : 2 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 15:50