Antso (Tanora Marina Ambohitratrimo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy zoky miantsoanao
Miverena ry ondriko izao
Avia manatona ianao
Izao tsy tonga mba hanamelokanao.

Ref¹:efa nentiny tokoa ny otanao
        Niaretany mafy Satria tifany ianao
        Indro voainy Ho anao ny lanitra
        Avia manantona fa Ho sambatra
      
      Ref²: Zao no antso ataonay aminao
               Ndao hidera hanompo  
               an'Andriamanitra ray
               Efa atomotra ny andro fitsarana
               Avia manantona fa Ho sambatra

Fa sarobidy ny fanompona
Niantsony jesosy anao
Koa Macarena sy mahefa
Amin'ny asa nifidianany anao
    
     Ref³: N'inoninona hiantra aminao
              Tsy hamela anao rery akory ny
              tomponao
              Izy hiady ho anao fa ianao
              hangina
              Ho méandres ianao satria
              mpanompony.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tanora Marina Ambohitratrimo
Visites : 84
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Joel22
Date : 02/11/2025 06:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0365