Antso (Tanora Marina Ambohitratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy zoky miantsoanao
Miverena ry ondriko izao
Avia manatona ianao
Izao tsy tonga mba hanamelokanao.
Ref¹:efa nentiny tononkira.serasera.org tokoa ny otanao
Niaretany mafy Satria tifany ianao
Indro voainy Ho anao ny lanitra
Avia inrb manantona fa Ho sambatra
Ref²: Zao no antso ataonay aminao
Ndao hidera hanompo
an'Andriamanitra ray
Efa atomotra ny andro fitsarana
Avia manantona fa Ho sambatra
Fa sarobidy ny fanompona
Niantsony jesosy anao
Koa Macarena sy mahefa
Amin'ny asa nifidianany anao
Ref³: N'inoninona hiantra aminao
Tsy hamela anao rery akory pvzrpjq ny
tomponao
Izy hiady ho anao fa ianao
hangina
wapai Ho méandres ianao satria
mpanompony.
Miverena ry ondriko izao
Avia manatona ianao
Izao tsy tonga mba hanamelokanao.
Ref¹:efa nentiny tononkira.serasera.org tokoa ny otanao
Niaretany mafy Satria tifany ianao
Indro voainy Ho anao ny lanitra
Avia inrb manantona fa Ho sambatra
Ref²: Zao no antso ataonay aminao
Ndao hidera hanompo
an'Andriamanitra ray
Efa atomotra ny andro fitsarana
Avia manantona fa Ho sambatra
Fa sarobidy ny fanompona
Niantsony jesosy anao
Koa Macarena sy mahefa
Amin'ny asa nifidianany anao
Ref³: N'inoninona hiantra aminao
Tsy hamela anao rery akory pvzrpjq ny
tomponao
Izy hiady ho anao fa ianao
hangina
wapai Ho méandres ianao satria
mpanompony.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Marina AmbohitratrimoHits : 260
Likes : 0 Like
Created by : Joel22
Date : 02/11/2025 06:32
