Antso (Tanora Marina Ambohitratrimo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy zoky miantsoanao
Miverena ry ondriko izao
Avia manatona ianao
Izao tsy tonga mba hanamelokanao.

Ref¹:efa nentiny tokoa ny otanao
    ngdtmre     Niaretany mafy Satria tifany ianao
        Indro voainy Ho anao ny lanitra
        Avia manantona fa Ho sambatra
      
      Ref²: Zao no antso ataonay aminao
               Ndao hidera hanompo  
               an'Andriamanitra ray
               Efa atomotra ny andro fitsarana
  tononkira.serasera.org              Avia manantona fa Ho sambatra

Fa sarobidy ny fanompona
Niantsony jesosy anao
Koa Macarena sy mahefa
Amin'ny asa nifidianany anao
    
     Ref³: N'inoninona hiantra aminao
         zcfyu      Tsy hamela anao rery akory ny
              tomponao
   qbgljagi            Izy hiady ho anao fa ianao
              hangina
              Ho méandres ianao satria
              mpanompony.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tanora Marina Ambohitratrimo
Hits : 259
Likes : 0 Like
Created by : Joel22
Date : 02/11/2025 06:32
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0443