Vavaka (Tanora Marina Ambohitratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o, raha sitraKao tifx re
Esory amiko ity tapoaka ity
Nefa tsy ny sitrapoko no atao
Fa aoka ny Anao
Ary ampianaro ahay anaiky
Izay sitrakao hitantanaNao ny fiainako
Sy hatoky Anao ,hatramin'ny fahafatesana
Réf: tononkira.serasera.org
Na dia maro aza, ny adin-tsaiko
jsypaywy Mbola hifaly hatrany aho
sccca Amin' Andriamanitro,
Satria fantan'i Jesosy Kristy
Ny momba ahy sy izay rehetra olako
Misaotra Anao Jesosy o,
Nisahirana tamiko
Raha mandinika ny lasako aho
Ampitahaiko amin'ny ankehitriny
Indrisy efa nandositra ny tavaNao aho
Menatra aho Tompo ô
Nefa tsy nandatsa ahy akory Ianao
Vao maika nanambitamby ahy hatrany
Hiderako Anao , ny andro sisa hiainako
Réf:
Amen!!
Esory amiko ity tapoaka ity
Nefa tsy ny sitrapoko no atao
Fa aoka ny Anao
Ary ampianaro ahay anaiky
Izay sitrakao hitantanaNao ny fiainako
Sy hatoky Anao ,hatramin'ny fahafatesana
Réf: tononkira.serasera.org
Na dia maro aza, ny adin-tsaiko
jsypaywy Mbola hifaly hatrany aho
sccca Amin' Andriamanitro,
Satria fantan'i Jesosy Kristy
Ny momba ahy sy izay rehetra olako
Misaotra Anao Jesosy o,
Nisahirana tamiko
Raha mandinika ny lasako aho
Ampitahaiko amin'ny ankehitriny
Indrisy efa nandositra ny tavaNao aho
Menatra aho Tompo ô
Nefa tsy nandatsa ahy akory Ianao
Vao maika nanambitamby ahy hatrany
Hiderako Anao , ny andro sisa hiainako
Réf:
Amen!!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Marina AmbohitratrimoVangy : 615
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jsjs
Daty : 19/01/2025 16:00
