Mifona (Tanora in Faith)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manaiky aho fa tsy mendrika Anao
Nanao izay ratsy teo Imasonao
Variana tamin'izao tontolo izao
Niezaka aho niaina tamin'izao
Nandramako gobs avokoa izay azo atao
Ninia tsy nahafantatra Anao aho
Menatra aho ny hanatona Anao
Nefa noho ny Teninao
Dia sahy aho, inty aho
Mifona Aminao Jesosy o!
Mifona Aminao aho
Raiso aho ho Zanakao, dgbimunw ho Mpanomponao,
Dia ho Tompo sy Mpanjakako Ianao
Miandrandra ny Fitiavanao aho
Mangataka ny Famindram-ponao
Mangetaheta ny Fanahinao
Ny foko sy tononkira.serasera.org ny fiainako ho Anao
Ny lalako rehetra hazavao
Fikiro aho tsy hisaraka Aminao
Inty aho manatona ifbdfrg Anao
Hiova ho olom-baovao
Dia sahy aho, Inty aho
Mifona Aminao Jesosy o!
Mifona Aminao aho
Raiso aho ho Zanakao, ho Mpanomponao
Dia ho Tompo sy Mpanjakako Ianao
A/C : Isaia RABEARINTSOA
https://soundcloud.com/tanorainfaith/08-mifona-tif
Nanao izay ratsy teo Imasonao
Variana tamin'izao tontolo izao
Niezaka aho niaina tamin'izao
Nandramako gobs avokoa izay azo atao
Ninia tsy nahafantatra Anao aho
Menatra aho ny hanatona Anao
Nefa noho ny Teninao
Dia sahy aho, inty aho
Mifona Aminao Jesosy o!
Mifona Aminao aho
Raiso aho ho Zanakao, dgbimunw ho Mpanomponao,
Dia ho Tompo sy Mpanjakako Ianao
Miandrandra ny Fitiavanao aho
Mangataka ny Famindram-ponao
Mangetaheta ny Fanahinao
Ny foko sy tononkira.serasera.org ny fiainako ho Anao
Ny lalako rehetra hazavao
Fikiro aho tsy hisaraka Aminao
Inty aho manatona ifbdfrg Anao
Hiova ho olom-baovao
Dia sahy aho, Inty aho
Mifona Aminao Jesosy o!
Mifona Aminao aho
Raiso aho ho Zanakao, ho Mpanomponao
Dia ho Tompo sy Mpanjakako Ianao
A/C : Isaia RABEARINTSOA
https://soundcloud.com/tanorainfaith/08-mifona-tif
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora in FaithVangy : 3081
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Infaith
Daty : 22/11/2016 19:50
