Ampidiro aloha ny tenimiafina
Baby (Tann Faya)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa masoko nijery anao lasa hira, hirahirako iny nanjary sourire!
Zafady m-délire fa life 'tsisy anao io 'ngamba laoka 'tsisy sira!
Enao neucrx ny hafaliana oahy!
Diamondrako ianao!
Malalan' ny am-poko any,
Misy anao no aina vao!
... Ianao io no hatsaràna, loharanom-pitia Ianao!
Refrain:
Anilanao iany no mahatsara ahy io!
Fa misy anao aho tsimba manahy!
Fa fitia tonga lafatra, ny nomeko anao!
Ny homeko anao!
'Lay alina manginako iny, fpfpxppb io mamirifiry fa misy anao toa feno tsiky!
Ambarako eto ankehitriny, nisokatra ny foko 'nefa awuzh omaly izy nikipy!
Fa mila anao za Kiala!
Fa mila tononkira.serasera.org anao za Gyal!
... Ianao io no hatsaràna, loharanom-pitia Ianao!
Refrain: ...

--------
Rohy: