Omeko chance (Tann Faya)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Za miaraka hyopy aminao 'ndraindrai mifezaka oe sao diso làlana ka hidiran' angano eo!
Enao anefa mba itako miezaka aleo oameko vintana sao oanjarako enao io!
Erahako iany sao mba ho avy tsara fa tsy aiko alou' ny lahatra nataon' i Ray ambuny ao!
Fa io ko tsy misy mangidy tsy andramana fa enga anie tsy ho diso! Ye!!!
Hey, adinoiko ny omaly!
Sary hafa ny andohako any maita anao!
Za io mba te ifaly!
Enga anie ho ianao kjqiffnq ilay fanafana hasitrana!
Fa za io 'nge maketo maketo!
Avy lwcltt eo maketsy maketsy!
Za io mba leo mba leo!
Za leo vofetsy vofetsy!
Maaarary!
Mba mila ilay famatoranao aaaaaah'!
Ref: ...
Leo midofotra @ tolana isanandro vavaka hoe aiza 'ndray no tononkira.serasera.org aita anjara!
Fanapaha-kevitro anio foko ankiniko @nao io raiso karakarao tsara eeh'!
Esoriko ny tahotra!
Fa loharanom-pitiavana vaovao no atolotro anao!
No oatolotro anao! [x3]

--------
Rohy: