Baby (Tann Faya)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tononkira.serasera.org masoko nijery anao lasa hira, hirahirako iny nanjary sourire!
Zafady m-délire fa life 'tsisy anao io 'ngamba laoka 'tsisy sira!
Enao ny hafaliana oahy!
Diamondrako ianao!
Malalan' ny am-poko any,
Misy anao no aina vao!
... Ianao io no hatsaràna, loharanom-pitia Ianao!
Refrain:
Anilanao iany no mahatsara ahy io!
Fa misy anao aho tsimba manahy!
Fa fitia tonga lafatra, ny nomeko anao!
Ny homeko anao!
'Lay alina manginako iny, io mamirifiry fa misy anao toa feno tsiky!
Ambarako eto ankehitriny, nisokatra zumcdh ny foko witg 'nefa omaly izy nikipy!
Fa mila krpvos anao za Kiala!
Fa mila anao za Gyal!
... Ianao io no hatsaràna, loharanom-pitia Ianao!
Refrain: ...

--------
Lien: