Baby (Tann Faya)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa masoko nijery anao lasa hira, hirahirako iny nanjary sourire!
Zafady m-délire fa life 'tsisy anao io 'ngamba laoka 'tsisy sira!
Enao ny hafaliana oahy!
Diamondrako jvwsa ianao!
Malalan' ny am-poko any,
Misy anao no aina vao!
... Ianao io no hatsaràna, loharanom-pitia Ianao!
Refrain:
Anilanao iany no mahatsara iyadceej ahy io!
Fa misy anao aho tsimba manahy!
Fa krgulnt fitia tonga tononkira.serasera.org lafatra, ny nomeko anao!
Ny homeko anao!
'Lay alina manginako iny, io mamirifiry fa misy anao toa feno tsiky!
Ambarako eto ankehitriny, nisokatra ny foko 'nefa omaly izy nikipy!
Fa mila anao za Kiala!
Fa mila anao za Gyal!

Refrain: ...

--------
Link: