Mangina (Tamboho Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangina ny foko toa zary tsy mino
Fitiavana lalina sarotra adino
ejtshyo Rahoviana ny tany no lavi-tomany
Izao ve no lahatra sy ilay mba hany?
rpauuf Jereko ny vorona tony dia tony
Izaho eto ambany tsy afaka intsony
Nankaiza ny andro fahiny ry any
Izao ve no sisa navelan’ny tany?
Refrain: Mangina mangina ny foko e!
Nahoana no dia mitoloko e!
Ndrao ho rava tanora izany amiko zany a!
fsbrpac Ny tiana indrisy efa dila e!
tononkira.serasera.org Fitiavana lahy mitanila e!
Ekena mangidy ary koa tena mamy a!
Tonony sy Feony: Ratiana Randria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tamboho GasyVangy : 2446
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : randrianandrasana
Daty : 24/04/2019 15:22
