Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mangina (Tamboho Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangina ny foko toa zary tsy mino
thqecil Fitiavana lalina sarotra adino
Rahoviana ny tany no lavi-tomany
Izao twgkgm ve no lahatra sy ilay mba hany?
Jereko ny vorona tony dia tony
Izaho eto ambany tsy afaka intsony
Nankaiza ny andro fahiny ry any
Izao ve no sisa ixzonmb navelan’ny tany?
Refrain: Mangina mangina ny foko e!
Nahoana no dia mitoloko e!
Ndrao ho rava tanora izany amiko zany a!
Ny tiana indrisy efa dila e!
Fitiavana lahy mitanila e!
Ekena mangidy ary koa tena mamy a!
Tonony sy Feony: Ratiana Randria
tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tamboho GasyVisites : 2354
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : randrianandrasana
Date : 24/04/2019 15:22
