Tamboho Gasy
Ny Tarika Tamboho gasy dia tarika niforona ny volana Martsa taona 2019, ary manana mpikambana efatra mirahalahy dia i Tiana (mpamorona, mpitendry gitara), i Mamy ( mpitendry gitara, mpihira), i Rivo (vocal/ Feo voalohany) ary i Mika ( feo faharoa). Ity tarika ity dia miangaly ny mozika bà gasy, ary hatramin'izao dia ny gitara no zava-maneno fototra ampiasainy fa kosa laroin'ny valiha indraindray. Na izany aza anefa ny tarika dia misokatra amina gadona hafa, ary vonona hiara-hiasa amina mpanakanto liana amin'ny mozika malagasy.
Ny fitaovam-pifandraisana hahazoana ny tarika dia ny eto ambany:
Nomerao: 0347215639
Adiresy mailaka: vangamalagasy@gmail.com
Facebook: Tamboho Gasy
Hevitra momba an'i Tamboho Gasy
Mbola tsisy nametraka hevitra
Hiran'i Tamboho Gasy (3)
© serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.011