Soa fa mbola (Tamboho Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hetraketrak'i Satana
Sy ireo adàlana koa
No nahatonga fanimbàna
Ho ahy ry Ray Tsitoha.
Ireo ditra nifanesy
Sy ireo ota izay natao
No nampisaraka ahy tononkira.serasera.org taminao.
Ka haizim-be, no nameno, ny fiainako ooh!
Ka faharatsiana, no nameno, ny fisainako
Ka fahafatesana no, tena sahaza ho ahy
Ho very hijaly ho mandrakizay.
Ref:
Soa fa mbola teo foana Ianao,
Hitantana ary koa vmdxahpy nanitsy ny dian'ny finoako
Ireo ditra sy ireo adalako,
Hifonako eto anio,
Ry Jesoa malalako
Ôh mba raiso aho ankehitriny.
....
Ankehitriny, Tompo ôh!
Tsaroako eto izao,
Ilay famonjena, izay efa vitanao
Fa efa nodiovinao, tamin'ny Rànao soa,
Ireo fahotako sy ireo ditrako.
Mivezivezy teny aho,
Nikaro-java-tsoa ooh!!
Kanefa izay mba natao,
Tsy nisy nahafa-po.
Dia Taminao, Taminao, cnhmtdlb irery ihany no ooh!!
Mba nahitako fiadanam-po..oh!!
Ref:
Soa fa mbola teo foana Ianao,
Hitantana elqbn ary koa nanitsy ny dian'ny finoako
Ireo ditra sy ireo adalako,
Hifonako eto anio,
Ry Jesoa malalako
Ôh mba raiso aho ankehitriny.
....
Ref:
Sy ireo adàlana koa
No nahatonga fanimbàna
Ho ahy ry Ray Tsitoha.
Ireo ditra nifanesy
Sy ireo ota izay natao
No nampisaraka ahy tononkira.serasera.org taminao.
Ka haizim-be, no nameno, ny fiainako ooh!
Ka faharatsiana, no nameno, ny fisainako
Ka fahafatesana no, tena sahaza ho ahy
Ho very hijaly ho mandrakizay.
Ref:
Soa fa mbola teo foana Ianao,
Hitantana ary koa vmdxahpy nanitsy ny dian'ny finoako
Ireo ditra sy ireo adalako,
Hifonako eto anio,
Ry Jesoa malalako
Ôh mba raiso aho ankehitriny.
....
Ankehitriny, Tompo ôh!
Tsaroako eto izao,
Ilay famonjena, izay efa vitanao
Fa efa nodiovinao, tamin'ny Rànao soa,
Ireo fahotako sy ireo ditrako.
Mivezivezy teny aho,
Nikaro-java-tsoa ooh!!
Kanefa izay mba natao,
Tsy nisy nahafa-po.
Dia Taminao, Taminao, cnhmtdlb irery ihany no ooh!!
Mba nahitako fiadanam-po..oh!!
Ref:
Soa fa mbola teo foana Ianao,
Hitantana elqbn ary koa nanitsy ny dian'ny finoako
Ireo ditra sy ireo adalako,
Hifonako eto anio,
Ry Jesoa malalako
Ôh mba raiso aho ankehitriny.
....
Ref:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tamboho GasyVangy : 389
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 30/05/2025 01:08
