Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fiainan-dRamalagasy (Tamboho Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy moramora izao fiainana
Sarotra loa-tsisy hitarainana
Ry havako tiana ka mahereza o! o!
tononkira.serasera.org Eny ny ankizy tsy mahay mitsitsy
Tsy mahalala ny tsy misy
Izany no fiainana ka ahoana e! e!
imqji Fa sarotra loatra ity hizorana
Ka tapaka hatramin’ilay fatorana
D’iry fihavanana Malagasy o! o!
Ka iza hono no omeko tsiny
Sa ve ny fomban’ireo vahiny?
Ry tany mamiko mamy foana e! e!
Sambatra loatra ny mpanam-bola
Fa na antitra dia Mbola midola
Ny fiainana ve no omeko tsiny o! o!
Ny zaza gasy dia za-mihafy
Na tsy mihinana tsy mitafy
F’izay ve ilay fiainana ry zareo e! e!
Refrain: Ka milofosa ianao ry zandry Malala a!
Ry zoky tsy foina fa mba mihevera e! e!
huwtw Ny Fiainana mafy r’izany tiana a! a!
mivvwka Ravao kalokalo sy fifaliana e! e!
Tonony sy feony: Ratiana Randria
Sarotra loa-tsisy hitarainana
Ry havako tiana ka mahereza o! o!
tononkira.serasera.org Eny ny ankizy tsy mahay mitsitsy
Tsy mahalala ny tsy misy
Izany no fiainana ka ahoana e! e!
imqji Fa sarotra loatra ity hizorana
Ka tapaka hatramin’ilay fatorana
D’iry fihavanana Malagasy o! o!
Ka iza hono no omeko tsiny
Sa ve ny fomban’ireo vahiny?
Ry tany mamiko mamy foana e! e!
Sambatra loatra ny mpanam-bola
Fa na antitra dia Mbola midola
Ny fiainana ve no omeko tsiny o! o!
Ny zaza gasy dia za-mihafy
Na tsy mihinana tsy mitafy
F’izay ve ilay fiainana ry zareo e! e!
Refrain: Ka milofosa ianao ry zandry Malala a!
Ry zoky tsy foina fa mba mihevera e! e!
huwtw Ny Fiainana mafy r’izany tiana a! a!
mivvwka Ravao kalokalo sy fifaliana e! e!
Tonony sy feony: Ratiana Randria
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tamboho GasyVisites : 1352
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : randrianandrasana
Date : 24/04/2019 15:22
