Fiainan-dRamalagasy (Tamboho Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy moramora izao fiainana
Sarotra loa-tsisy hitarainana
Ry havako tiana ka mahereza o! o!
wpzvfdik Eny ny ankizy tsy mahay mitsitsy
Tsy mahalala ny tsy misy
Izany no fiainana ka ahoana e! e!
Fa sarotra loatra ity hizorana
Ka tapaka hatramin’ilay fatorana
D’iry fihavanana Malagasy o! o!
Ka iza hono no omeko tsiny
Sa ve ny fomban’ireo vahiny?
Ry frbid tany mamiko mamy foana e! e!
Sambatra loatra ny mpanam-bola
Fa na antitra dia Mbola midola
Ny fiainana ve no omeko tsiny o! o!
Ny zaza gasy dia za-mihafy
tononkira.serasera.org Na tsy mihinana tsy mitafy
hamtopjl F’izay ve ilay fiainana ry zareo e! e!
Refrain: Ka milofosa ianao ry zandry Malala a!
Ry zoky tsy foina fa mba mihevera e! e!
Ny Fiainana mafy r’izany tiana a! a!
Ravao kalokalo sy fifaliana e! e!
Tonony sy feony: Ratiana Randria
Sarotra loa-tsisy hitarainana
Ry havako tiana ka mahereza o! o!
wpzvfdik Eny ny ankizy tsy mahay mitsitsy
Tsy mahalala ny tsy misy
Izany no fiainana ka ahoana e! e!
Fa sarotra loatra ity hizorana
Ka tapaka hatramin’ilay fatorana
D’iry fihavanana Malagasy o! o!
Ka iza hono no omeko tsiny
Sa ve ny fomban’ireo vahiny?
Ry frbid tany mamiko mamy foana e! e!
Sambatra loatra ny mpanam-bola
Fa na antitra dia Mbola midola
Ny fiainana ve no omeko tsiny o! o!
Ny zaza gasy dia za-mihafy
tononkira.serasera.org Na tsy mihinana tsy mitafy
hamtopjl F’izay ve ilay fiainana ry zareo e! e!
Refrain: Ka milofosa ianao ry zandry Malala a!
Ry zoky tsy foina fa mba mihevera e! e!
Ny Fiainana mafy r’izany tiana a! a!
Ravao kalokalo sy fifaliana e! e!
Tonony sy feony: Ratiana Randria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tamboho GasyVangy : 1433
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : randrianandrasana
Daty : 24/04/2019 15:22
