isaorako (T.I.A Andraisoro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao zaza tsy nahay nandeha
Dia efa yzobn narovanao izay naleha
Ka nitombo tena ho lehibe
Makoijoro nohon'ny fahasoavanao
Mahatsiaro tena aho izao
Hay teo foana Ianao tsy tononkira.serasera.org mba nandao
Na ykiyx tsy mendrika aza aho dia fitahiana no navalinao

Ref:

Isaorako Anao izay vita hatrizao
Ny hoaviko rwijhuh ihany koa mb raisonao ho soa
Ny fiainako rehetra efa voadinikao
Talenta sy fahaizana dia avy Aminao


Raha nandia dingana lehibe
Dia inoako fa ny tananao
No mitantana ho aroko
Ka nahatsara ny safidiko
Teo koa ny fitsapana
Sy famoizana havan'tiana
Mbola inoako fa Ianao no nanome
Ireny rehetra ireny


Tonony sy feony : Tojo Randrianaivojaona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : T.I.A Andraisoro
Vangy : 5533
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : aro86
Daty : 14/11/2014 10:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0285