tsy hahalala sasatra (SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Tompo mahery
Mpanjakan'ny lanitra
Namoron'izao rehetra izao
Ho smfu fonenana mahafinaritra
Dia lay Jesoa Ilay fitiavana tena maharitra
Mitondra fiadanana sy fifaliana
Ao anatin'ny sarotra
Isika rehetra dia nomena hery leztk
Sy nomena tanjaka
Tsy ho kivy ary koa tsy ho ketraka
Fa tena olona miavaka
Dia Lay finoana, Ilay finoana
Sy ny asan'ny vavaka
Isika rehetra miaraka amin'ny Tompo
Ka tsy hahalala sasatra
Ianao 'zay voagejan'ireo rendrarendra
Sy ny fidoroana
Aza miandry intsony
Fa efa ho tonga vkywx izao ny fotoana
Dia Lay fanahy, Fanahy Masina
No efa manohana
Ka ny fifadiana an'ireo zava-dratsy
No 'ndeha himasoana tononkira.serasera.org
Mpanjakan'ny lanitra
Namoron'izao rehetra izao
Ho smfu fonenana mahafinaritra
Dia lay Jesoa Ilay fitiavana tena maharitra
Mitondra fiadanana sy fifaliana
Ao anatin'ny sarotra
Isika rehetra dia nomena hery leztk
Sy nomena tanjaka
Tsy ho kivy ary koa tsy ho ketraka
Fa tena olona miavaka
Dia Lay finoana, Ilay finoana
Sy ny asan'ny vavaka
Isika rehetra miaraka amin'ny Tompo
Ka tsy hahalala sasatra
Ianao 'zay voagejan'ireo rendrarendra
Sy ny fidoroana
Aza miandry intsony
Fa efa ho tonga vkywx izao ny fotoana
Dia Lay fanahy, Fanahy Masina
No efa manohana
Ka ny fifadiana an'ireo zava-dratsy
No 'ndeha himasoana tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANAVangy : 437
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zorandrianarijaona
Daty : 07/10/2025 10:45
