tsy hahalala sasatra (SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Tompo mahery
Mpanjakan'ny lanitra
Namoron'izao rehetra izao
Ho fonenana mahafinaritra
Dia lay Jesoa tononkira.serasera.org Ilay fitiavana tena maharitra
Mitondra fiadanana sy fifaliana
Ao anatin'ny sarotra
Isika rehetra dia nomena hery
Sy nomena tanjaka
Tsy ho kivy ary koa tsy fsex ho ketraka
Fa tena olona miavaka
Dia Lay finoana, Ilay finoana
Sy ny asan'ny vavaka
Isika rehetra miaraka amin'ny Tompo
Ka tsy hahalala sasatra
Ianao 'zay voagejan'ireo rendrarendra
Sy ny fidoroana
Aza miandry intsony
Fa efa ho tonga izao osih ny xqpqqs fotoana
Dia Lay fanahy, Fanahy Masina
No efa manohana
Ka ny fifadiana an'ireo zava-dratsy
No 'ndeha himasoana
Mpanjakan'ny lanitra
Namoron'izao rehetra izao
Ho fonenana mahafinaritra
Dia lay Jesoa tononkira.serasera.org Ilay fitiavana tena maharitra
Mitondra fiadanana sy fifaliana
Ao anatin'ny sarotra
Isika rehetra dia nomena hery
Sy nomena tanjaka
Tsy ho kivy ary koa tsy fsex ho ketraka
Fa tena olona miavaka
Dia Lay finoana, Ilay finoana
Sy ny asan'ny vavaka
Isika rehetra miaraka amin'ny Tompo
Ka tsy hahalala sasatra
Ianao 'zay voagejan'ireo rendrarendra
Sy ny fidoroana
Aza miandry intsony
Fa efa ho tonga izao osih ny xqpqqs fotoana
Dia Lay fanahy, Fanahy Masina
No efa manohana
Ka ny fifadiana an'ireo zava-dratsy
No 'ndeha himasoana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANAVisites : 436
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zorandrianarijaona
Date : 07/10/2025 10:45
