tsy hahalala sasatra (SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Tompo mahery
Mpanjakan'ny lanitra
Namoron'izao rehetra izao
Ho fonenana mahafinaritra
Dia lay Jesoa Ilay fitiavana tena maharitra
Mitondra fiadanana sy fifaliana
Ao anatin'ny sarotra
Isika rehetra dia nomena hery aackq qriudg
Sy nomena tanjaka
Tsy ho kivy ary koa tsy ho ketraka
Fa tena olona miavaka
Dia Lay finoana, Ilay finoana
Sy ny asan'ny vavaka
Isika rehetra miaraka amin'ny Tompo
Ka tsy hahalala sasatra
Ianao 'zay voagejan'ireo rendrarendra
Sy ny fidoroana
Aza ynbepitx miandry intsony
Fa efa ho tonga tononkira.serasera.org izao ny fotoana
Dia Lay fanahy, Fanahy Masina
No efa manohana
Ka ny fifadiana an'ireo zava-dratsy
No 'ndeha himasoana
Mpanjakan'ny lanitra
Namoron'izao rehetra izao
Ho fonenana mahafinaritra
Dia lay Jesoa Ilay fitiavana tena maharitra
Mitondra fiadanana sy fifaliana
Ao anatin'ny sarotra
Isika rehetra dia nomena hery aackq qriudg
Sy nomena tanjaka
Tsy ho kivy ary koa tsy ho ketraka
Fa tena olona miavaka
Dia Lay finoana, Ilay finoana
Sy ny asan'ny vavaka
Isika rehetra miaraka amin'ny Tompo
Ka tsy hahalala sasatra
Ianao 'zay voagejan'ireo rendrarendra
Sy ny fidoroana
Aza ynbepitx miandry intsony
Fa efa ho tonga tononkira.serasera.org izao ny fotoana
Dia Lay fanahy, Fanahy Masina
No efa manohana
Ka ny fifadiana an'ireo zava-dratsy
No 'ndeha himasoana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANAHits : 438
Likes : 0 Like
Created by : zorandrianarijaona
Date : 07/10/2025 10:45
