Fitiavanao (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mahatsiaro sambatra aho, manana anao
Mahatsiaro sambatra aho, satria tinao
Jesosy ôh, Mpamonjiko, mamiko loatra e
Ny miaina ambany elatrao, n’aiza misy ahy
Ireo zava-boahary manodidina ahy
Maneho amiko ny hatsaranao
Ref.
Ka ny jtclfxz fitiavanao ry Kristy
No ekeko hibaiko ahy hatrany
Tsy mila hafa intsony aho Tompo ô
F’ianao dia ampy uokuafwj ahy.
2. Raha mbola velona aho, Jesoa malala ô
Ny androko rehetra izay mbola omenao
Ny dlnauu voadiko ataoko Anao, tsy hiova izany
Hitory hatrany ilay fitiavanao
Izao tontolo izao tsy ahasarika ahy
F’ianao Jesosy ô, nambabo ity foko
Ref.
Ka ny fitiavanao ry Kristy
No ekeko hibaiko ahy hatrany
Tsy tononkira.serasera.org mila hafa intsony aho Tompo ô
F’ianao dia ampy ahy.
Mahatsiaro sambatra aho, satria tinao
Jesosy ôh, Mpamonjiko, mamiko loatra e
Ny miaina ambany elatrao, n’aiza misy ahy
Ireo zava-boahary manodidina ahy
Maneho amiko ny hatsaranao
Ref.
Ka ny jtclfxz fitiavanao ry Kristy
No ekeko hibaiko ahy hatrany
Tsy mila hafa intsony aho Tompo ô
F’ianao dia ampy uokuafwj ahy.
2. Raha mbola velona aho, Jesoa malala ô
Ny androko rehetra izay mbola omenao
Ny dlnauu voadiko ataoko Anao, tsy hiova izany
Hitory hatrany ilay fitiavanao
Izao tontolo izao tsy ahasarika ahy
F’ianao Jesosy ô, nambabo ity foko
Ref.
Ka ny fitiavanao ry Kristy
No ekeko hibaiko ahy hatrany
Tsy tononkira.serasera.org mila hafa intsony aho Tompo ô
F’ianao dia ampy ahy.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana ItasyVisites : 530
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AndryNomenjanahary
Date : 16/05/2025 09:26
