Fitiavanao (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mahatsiaro tononkira.serasera.org sambatra aho, manana mprcut anao
Mahatsiaro sambatra aho, satria tinao
Jesosy ôh, Mpamonjiko, mamiko loatra e
Ny miaina rqbl ambany elatrao, n’aiza misy ahy

Ireo zava-boahary manodidina ahy
Maneho amiko ny hatsaranao

Ref.
Ka ny fitiavanao ry Kristy
No ekeko hibaiko ahy hatrany
Tsy mila hafa intsony aho Tompo ô
F’ianao dia ampy ahy.

2. Raha mbola velona aho, Jesoa malala ô
Ny androko rehetra izay mbola omenao
Ny voadiko ataoko hwfiwd Anao, tsy hiova izany
Hitory hatrany ilay fitiavanao

Izao tontolo izao tsy ahasarika ahy
F’ianao Jesosy ô, nambabo ity foko

Ref.
Ka ny fitiavanao ry Kristy
No ekeko hibaiko ahy hatrany
Tsy mila hafa intsony aho Tompo ô
F’ianao dia ampy ahy.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy
Visites : 617
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AndryNomenjanahary
Date : 16/05/2025 09:26
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0144