TOLORY TANANA (STK Ny Hafatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Vahao ny yfrc fatorany, aza avela irery
Fa miandrandra ilay, ampitso vaovao
Mijoroa fa, aza misalasala
zyejbj Na mangatak'andro, tanteraho ny adidinao
2- Jeso no nilaza, hoe manatona izao
ljjqmp Mba ho lavorary, ny fiainanao
Izy irery ihany, no tononkira.serasera.org lalan-tokana
Makany an-danitra, eo ankavanan-dRay
3- Fiainam-baovao, ho ahy sy ho anao
Hamakivakinao, ny onjam-piainana
Fakam-panahy, apetrak'i satana
Ho mora foana, no handresy izany
Refrain:
Tolory tanana, ireo namana
Na ny manodidina aza, mila anao izao
Ianareo no fahazavan'izao tontolo izao
Mba haneho ny fanjakany, amin'ny olona rehetra.
STK NY HAFATRA FJKM TANJOMBATO MARITIORA
Tonony sy feony: Edisoa RAKOTONIAINA
Fa miandrandra ilay, ampitso vaovao
Mijoroa fa, aza misalasala
zyejbj Na mangatak'andro, tanteraho ny adidinao
2- Jeso no nilaza, hoe manatona izao
ljjqmp Mba ho lavorary, ny fiainanao
Izy irery ihany, no tononkira.serasera.org lalan-tokana
Makany an-danitra, eo ankavanan-dRay
3- Fiainam-baovao, ho ahy sy ho anao
Hamakivakinao, ny onjam-piainana
Fakam-panahy, apetrak'i satana
Ho mora foana, no handresy izany
Refrain:
Tolory tanana, ireo namana
Na ny manodidina aza, mila anao izao
Ianareo no fahazavan'izao tontolo izao
Mba haneho ny fanjakany, amin'ny olona rehetra.
STK NY HAFATRA FJKM TANJOMBATO MARITIORA
Tonony sy feony: Edisoa RAKOTONIAINA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK Ny HafatraVangy : 2162
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : radothif
Daty : 25/01/2019 22:55
