TOLORY TANANA (STK Ny Hafatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Vahao ny fatorany, aza avela irery
naitghat Fa miandrandra ilay, ampitso vaovao
Mijoroa fa, aza tononkira.serasera.org misalasala
Na mangatak'andro, tanteraho ny adidinao
2- Jeso no nilaza, hoe manatona izao
Mba ho lavorary, ny fiainanao
Izy irery ihany, no cpkjb lalan-tokana
Makany an-danitra, eo ankavanan-dRay
3- Fiainam-baovao, ho ahy sy ho anao
Hamakivakinao, ny onjam-piainana
Fakam-panahy, apetrak'i satana
jhbfmc Ho mora foana, no handresy izany
Refrain:
Tolory tanana, ireo namana
Na ny manodidina aza, mila anao izao
Ianareo no fahazavan'izao tontolo izao
Mba haneho ny fanjakany, amin'ny olona rehetra.
STK NY HAFATRA FJKM TANJOMBATO MARITIORA
Tonony sy feony: Edisoa RAKOTONIAINA
naitghat Fa miandrandra ilay, ampitso vaovao
Mijoroa fa, aza tononkira.serasera.org misalasala
Na mangatak'andro, tanteraho ny adidinao
2- Jeso no nilaza, hoe manatona izao
Mba ho lavorary, ny fiainanao
Izy irery ihany, no cpkjb lalan-tokana
Makany an-danitra, eo ankavanan-dRay
3- Fiainam-baovao, ho ahy sy ho anao
Hamakivakinao, ny onjam-piainana
Fakam-panahy, apetrak'i satana
jhbfmc Ho mora foana, no handresy izany
Refrain:
Tolory tanana, ireo namana
Na ny manodidina aza, mila anao izao
Ianareo no fahazavan'izao tontolo izao
Mba haneho ny fanjakany, amin'ny olona rehetra.
STK NY HAFATRA FJKM TANJOMBATO MARITIORA
Tonony sy feony: Edisoa RAKOTONIAINA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK Ny HafatraHits : 2159
Likes : 0 Like
Created by : radothif
Date : 25/01/2019 22:55
