Anilanao (STK Ny Hafatra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANILANAO

1- N'inona raha miseho zaho tsy hiala Aminao
Anao mankatia zaho,izaho mahatoky Anao e
Ka tafahoana indray ny tia sy ny manina e e
Anao nifidy zaho,izaho koa paré

REF
Feo I sy beso:
Fifaliana tsisy toy izany e
Ny miaraka Aminao Jesosy tiako o (tiako o)
Fihobiana tsy hita sesilany e
Anilanao milamina hatrany hatrany

Feo II:
Fifaliana,fifaliana
Miaraka Aminao e Jesosy tiako o
Fihobiana,fihobiana
Anilanao e hatrany hatrany

Feo III:
Fifaliana miaraka Aminao e
Miaraka Aminao aho Jesosy tiako o
Fihobiana anilanao e
Anilanao aho hatrany hatrany

2- Anay koa manasa anao, andao fô hiaraka e,
hanandratra fiderana ty Ray ao an-danitse e
Hiala amin'ny haratsiana,higaka ny hafaliana e,
atolony antsika jiaby,aza variagna

STK NY HAFATRA
A/C: Tonton Dina
Album "Mihirà ho an'Andriamanintsika"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK Ny Hafatra
Vangy : 2105
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 10/09/2015 09:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3035