Hihira ho an'i Jehovah (STK Ny Hafatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao miposaka ny andro dia fahasoavana hatrany
No omen'i Jehovah antsika eto ambonin'ny tany
Inona ary no havaliko,havaliko an'i Jehovah?
Noho ny soa nomeny,nataony am-pitiavana ireny
Eo ny rivotra,ny aim-baovao,ny hazavana tsy laninao
Ny fahasalamanao no toy izao dia avy Aminy io fa tsy tsapanao
Nomeny koa ny Zanany,nafoiny tsy nisy sarany
Ianao sisa no andrasany hanandratra hatrany ny Anarany
Hihira ho an'i Jehovah aho fa Avo indrindra Izy
Hihira ho an'i Jehovah aho fa tsara indrindra Izy
Ny feon'ny tononkira.serasera.org csqz fiderako asandratro hatramin'ny Avo
Raha velona koa ny aiko,hihira ho mxhok an'i Jehovah aho
Izay foaumq nataony dia tsara tsisy ny hoe lany zara
Samy mahazo ny anjara hatrizay ka hatrany am-para
Inona ary no havaliko,havaliko an'i Jehovah

STK NY HAFATRA
A/C: Tonton Dina
Album MIHIRA HO AN'ANDRIAMANINTSIKA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK Ny HafatraVangy : 2408
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 25/08/2015 21:26