Hihira ho an'i Jehovah (STK Ny Hafatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao miposaka bjwsllc ny andro dia fahasoavana hatrany
No omen'i Jehovah antsika eto ambonin'ny tany
Inona ary no havaliko,havaliko an'i Jehovah?
Noho ny soa nomeny,nataony am-pitiavana tononkira.serasera.org ireny
Eo ny rivotra,ny aim-baovao,ny hazavana tsy laninao
Ny fahasalamanao no toy izao dia avy Aminy io fa tsy tsapanao
Nomeny koa ny Zanany,nafoiny tsy nisy sarany
Ianao sisa no andrasany hanandratra hatrany ny Anarany
Hihira ho an'i Jehovah vjcxc aho fa Avo indrindra Izy
Hihira ho an'i Jehovah aho fa tsara indrindra Izy
Ny feon'ny fiderako asandratro hatramin'ny Avo
Raha velona koa ny aiko,hihira ho an'i Jehovah aho
Izay okgrmjhv nataony dia tsara tsisy ny hoe lany zara
Samy mahazo ny anjara hatrizay ka hatrany am-para
Inona ary no havaliko,havaliko an'i Jehovah
Noho ny soa nomeny,nataony am-pitiavana ireny
STK NY HAFATRA
A/C: Tonton Dina
Album MIHIRA HO AN'ANDRIAMANINTSIKA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK Ny HafatraHits : 2408
Likes : 2 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 25/08/2015 21:26