Tsisy tsy hainy atao (STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Miaina isanandro eo ambany famidraponao aho
Dia tsapako mintsy hoe misy herinao miasa anatikao
Ka na toy ahoana zava mitranga hanehoanao zava mahagaga aho
Miaiky aho tompo fa tsisy tsy ainao atao qatcjpoy  

Refrain:
Ooooo hainao zay mahasoa ahy Tsy hahatahotra aho na hiteby2  Fa ainao zay mahasoa ahy  Oooooo hainao zay mahasoa  Resy lahatra tanteraka aho
  Fa tsisy tsiainao atao  

2)Miaina isanandro eo ambany moofk  Fitatanao aho
Ekeko avokoa izay lalanao rehetra itondranao ahy hfybmr tononkira.serasera.org
Na hamakivaky aloky ny fasana...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena)
Vangy : 389
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vanessaPARANIAINA
Daty : 06/04/2025 08:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.101