Tsisy tsy hainy atao (STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Miaina isanandro eo ambany famidraponao aho
Dia tsapako mintsy hoe misy herinao miasa anatikao
Ka na toy ahoana zava mitranga hanehoanao zava mahagaga aho
yecpu Miaiky aho tompo fa tsisy tsy ainao atao
Refrain:
Ooooo hainao zay mahasoa ahy Tsy hahatahotra aho na hiteby2 Fa ainao zay mahasoa ahy Oooooo hainao zay mahasoa woblcay Resy lahatra tanteraka aho
Fa tsisy tsiainao atao tononkira.serasera.org
2)Miaina isanandro eo ambany Fitatanao aho
Ekeko kgzej avokoa izay lalanao rehetra itondranao ahy
Na hamakivaky aloky ny fasana...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena)Hits : 446
Likes : 0 Like
Created by : vanessaPARANIAINA
Date : 06/04/2025 08:19