Mifankazara @ ilay ray tsitoha (STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na toy ny ahoana sy toy ny ahoana
Ny lalana mbola ho aleha
Tsy maninona ary tsy matahotra
Fa tononkira.serasera.org ny Andriamanitray ngeza be
Izy miaro mitantana e
Manala ireo sakantsakana e
Raha izy no mikarakara a
Dia ho tonga soamatsara a
Ref :
Tantanany e tantanany e
(Tantanany aho dia miadana e)
Vimbininy e vimbininy e
(Milamina foana ny fiainana e)
Tantanany e tantanany e
Tantanany aho dia miadana e
Izay vpifxj no matonga ahy hifankazatra foana
Amin'ilay Ray isan'andro isan' ora
Efa noetin'i Jesoa ny adiko rehetra
Fiadanana e fiadanana e
Omeny ahy maimaimpoana
Na toy ny ahoana sy toy ahoana
Ny lalana mbola hizorana
Tsy maninona ary tsy matahotra
Fa ny tpxuynoy Andriamanitray mombanay
Hainy ny zava-drehetra e
Nahoana ary no manjoretra e
Ny olana hisesisesy
Fa lznj izaho dia ivoaka ho mpandresy
Ref: Tantanany e...omeny ahy maimaimpoana
Ny lalana mbola ho aleha
Tsy maninona ary tsy matahotra
Fa tononkira.serasera.org ny Andriamanitray ngeza be
Izy miaro mitantana e
Manala ireo sakantsakana e
Raha izy no mikarakara a
Dia ho tonga soamatsara a
Ref :
Tantanany e tantanany e
(Tantanany aho dia miadana e)
Vimbininy e vimbininy e
(Milamina foana ny fiainana e)
Tantanany e tantanany e
Tantanany aho dia miadana e
Izay vpifxj no matonga ahy hifankazatra foana
Amin'ilay Ray isan'andro isan' ora
Efa noetin'i Jesoa ny adiko rehetra
Fiadanana e fiadanana e
Omeny ahy maimaimpoana
Na toy ny ahoana sy toy ahoana
Ny lalana mbola hizorana
Tsy maninona ary tsy matahotra
Fa ny tpxuynoy Andriamanitray mombanay
Hainy ny zava-drehetra e
Nahoana ary no manjoretra e
Ny olana hisesisesy
Fa lznj izaho dia ivoaka ho mpandresy
Ref: Tantanany e...omeny ahy maimaimpoana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena)Vangy : 378
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vanessaPARANIAINA
Daty : 19/10/2025 08:24
