Sambatra ny mpampihavana (STK AKRIFI (SERA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tianao ve ny ho zanak'Andriamanitra
ka handova fanjakan'ny lanitra?
Jesoa tokana no hany lalana, fahamarinana ary fiainana.
Izay mino azy dia hirahiny
hanao asa toy izay nataony koa.
Ary anao lehibe noho izany aza satria niakatra rnucthc izy eo ankavanan-dRay.
Izaho sy inao raha toa manolo-tena oqnrzmq izao
ho tonga fantsom-pampitana hafatra
Na dia sarotra tononkira.serasera.org aza mahafinaritra, satria mitory fiainam-pitiavana.
Sambatra ny mpampihavana, f'izy no atao hoe zanak'Andriamanitra.

Raha mety ianao andeha hiaraka,
horesena ilay mpampisaraka.
Ndeha atao ny asa nddjaf nanirahana, sambatra ny mpampihavana.
Ô ry havako, katsaho fatratra
izay hanana-piainam-pahasambarana.
Fa ny marika ahafatarana, izay mpianatra dia fitiavana.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK AKRIFI (SERA)Vangy : 834
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : stonynantenainasylvio
Daty : 18/12/2023 14:22