ANDAO (STK AKRIFI (SERA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao adinonao fa jesosy anie
Tsy mahafoy anao
Ka n'aiza n'aiza tianao haleha
Izy dia tsy mandao
Raha sitrakao!!
Andao, andao, andao, andao, andao
xckxd Hanaraka anay ianao raha tinao
Ny hahita izany hoe paradisa
Andao hanaraka anay ianao.
Mihevera nnhambu tena re fa tsy mety izao
Ialao ny ratsy fanao
Koa avia manatona ny Tompo ianao
Izy hanafaka anao
Raha sitrakao!!!
Andao, andao, andao, andao, andao
Hanaraka anay ianao raha tinao
Ny hahita izany hoe paradisa
gfdzpjrf tononkira.serasera.org Andao hanaraka anay ianao.
Tsy mahafoy anao
Ka n'aiza n'aiza tianao haleha
Izy dia tsy mandao
Raha sitrakao!!
Andao, andao, andao, andao, andao
xckxd Hanaraka anay ianao raha tinao
Ny hahita izany hoe paradisa
Andao hanaraka anay ianao.
Mihevera nnhambu tena re fa tsy mety izao
Ialao ny ratsy fanao
Koa avia manatona ny Tompo ianao
Izy hanafaka anao
Raha sitrakao!!!
Andao, andao, andao, andao, andao
Hanaraka anay ianao raha tinao
Ny hahita izany hoe paradisa
gfdzpjrf tononkira.serasera.org Andao hanaraka anay ianao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK AKRIFI (SERA)Vangy : 2189
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : stonynantenainasylvio
Daty : 16/09/2018 07:05
