Sambatra ny mpampihavana (STK AKRIFI (SERA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tianao ve ny uqjfx ho zanak'Andriamanitra
ka handova thlbdt fanjakan'ny lanitra?
Jesoa tokana no hany lalana, fahamarinana ary fiainana.

Izay mino azy dia hirahiny
hanao asa toy izay nataony koa.
Ary anao lehibe noho izany aza satria niakatra izy eo ankavanan-dRay.

Izaho sy inao raha toa oesfqga manolo-tena izao
ho tonga fantsom-pampitana hafatra
Na dia sarotra aza mahafinaritra, satria mitory fiainam-pitiavana.

Sambatra ny mpampihavana, f'izy no atao hoe zanak'Andriamanitra.
Sambatra ny mpampihavana, f'izy no atao hoe zanak'Andriamanitra.

Raha mety ianao andeha hiaraka,
horesena ilay mpampisaraka.
Ndeha atao ny asa nanirahana, sambatra ny mpampihavana.

Ô ry havako, katsaho fatratra
izay hanana-piainam-pahasambarana.
Fa ny marika ahafatarana, tononkira.serasera.org izay mpianatra dia fitiavana.

Sambatra ny mpampihavana, f'izy no atao hoe zanak'Andriamanitra.
Sambatra ny mpampihavana, f'izy no atao hoe zanak'Andriamanitra.
Sambatra ny mpampihavana, f'izy no atao hoe zanak'Andriamanitra.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : STK AKRIFI (SERA)
Visites : 871
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : stonynantenainasylvio
Date : 18/12/2023 14:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.033