ANDAO (STK AKRIFI (SERA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao evni adinonao fa jesosy anie
Tsy mahafoy anao
Ka n'aiza n'aiza tianao haleha
Izy dia zuzjb tsy mandao
Raha sitrakao!!
Andao, andao, andao, andao, andao
Hanaraka tononkira.serasera.org anay ianao raha tinao
Ny hahita izany hoe paradisa
Andao hanaraka anay ianao.
Mihevera tena re fa tsy mety izao
Ialao ny ratsy fanao
Koa avia manatona ny Tompo ianao
Izy hanafaka anao
Raha sitrakao!!!
Andao, andao, andao, andao, andao
Hanaraka anay ianao raha qbtrojf tinao
Ny hahita izany hoe paradisa
Andao hanaraka anay ianao.
Tsy mahafoy anao
Ka n'aiza n'aiza tianao haleha
Izy dia zuzjb tsy mandao
Raha sitrakao!!
Andao, andao, andao, andao, andao
Hanaraka tononkira.serasera.org anay ianao raha tinao
Ny hahita izany hoe paradisa
Andao hanaraka anay ianao.
Mihevera tena re fa tsy mety izao
Ialao ny ratsy fanao
Koa avia manatona ny Tompo ianao
Izy hanafaka anao
Raha sitrakao!!!
Andao, andao, andao, andao, andao
Hanaraka anay ianao raha qbtrojf tinao
Ny hahita izany hoe paradisa
Andao hanaraka anay ianao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK AKRIFI (SERA)Vangy : 649
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : stonynantenainasylvio
Daty : 18/12/2023 13:44
