Thrash mirevy (Soradra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza izy izany ry ry bandy e?!
Tsisy matoritory izany e!
Valaka ve sa efa mamo e?
Aty, vonjeo aloha ny akama e!
Ny revinay, izay tianay ihany no atao
F’aza miditra amin’izany koa aloha raha ianao
Revy manadala, oiufwbgr tsy tononkira.serasera.org azo ozongozonina
Izay tsy ineddaex mahazaka miala dia mahaiza mionona
Izahay tsy mila bandy mpanao tsianjery
Rehefa kelikely ialahy tsy maintsy ho very
Ampiakaro aloha ny pataloha
Mba menatra f’aza manao be loha
Revinay tsy mbola tapitra tohizanay
Izay manakiana aleo ho any tsy raharahanay
Tsy azon’iza sakanana koa lkytpsw izahay
F’aleo fotsiny izahay hirevy, f’inona ndray
Tonony sy feony : Faniry Ram

--------
Rohy: