Thrash mirevy (Soradra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza izy izany ry ry bandy e?!
Tsisy matoritory izany tononkira.serasera.org e!
Valaka ve sa efa mamo e?
Aty, vonjeo aloha ny akama e!
Ny revinay, izay tianay ihany no atao
F’aza miditra amin’izany koa aloha raha ianao
Revy manadala, tsy azo ozongozonina
Izay tsy mahazaka miala dia mahaiza mionona
Izahay tsy mila bandy mpanao tsianjery
Rehefa kelikely ialahy tsy maintsy ho very
Ampiakaro aloha ny pataloha
Mba menatra f’aza manao be loha
Revinay tsy mbola vqlbviws tapitra tohizanay
Izay hvql manakiana aleo ho any tsy raharahanay
Tsy azon’iza sakanana koa izahay
F’aleo fotsiny jxrpte izahay hirevy, f’inona ndray
Tonony sy feony : Faniry Ram

--------
Lien: