Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho Sora-Drà (Soradra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mari-pamantarana hitoetra,
Vavolombelon'ny revy tsy misy fetra,
Tss... ho tononkira.serasera.org soratra tsy maty, tsy voafafa,
Mitondra fomba fisainana hafa
Maika hamiratra raha nexvjfl vonoina
Ho revy uvpx isan'andro tsisy fanadinoina
Mampikiaka mafy anao tsy ho moana
Ka ho sora-drà eny foana
Afo vepc be miredareda, tsy maty,
Rano mainty avy ao anaty,
Tsy vitan'ny kosehina,
Fa metaly tsy arafesina
Tonony: Ando Ranady ; Feony sy fandrindrana: Faniry Ram
Vavolombelon'ny revy tsy misy fetra,
Tss... ho tononkira.serasera.org soratra tsy maty, tsy voafafa,
Mitondra fomba fisainana hafa
Maika hamiratra raha nexvjfl vonoina
Ho revy uvpx isan'andro tsisy fanadinoina
Mampikiaka mafy anao tsy ho moana
Ka ho sora-drà eny foana
Afo vepc be miredareda, tsy maty,
Rano mainty avy ao anaty,
Tsy vitan'ny kosehina,
Fa metaly tsy arafesina
Tonony: Ando Ranady ; Feony sy fandrindrana: Faniry Ram
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SoradraVisites : 1430
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Faniry-Nomena
Date : 03/10/2017 10:58
