Ho Sora-Drà (Soradra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mari-pamantarana hitoetra,
Vavolombelon'ny revy tsy misy fetra,
Tss... ho soratra tsy maty, tononkira.serasera.org tsy voafafa,
Mitondra fomba fisainana hafa

Maika hamiratra raha vonoina
Ho revy isan'andro tsisy fanadinoina
Mampikiaka mafy anao tsy ho moana
Ka ho sora-drà eny foana

Afo be miredareda, yobpuh tsy maty,
Rano mainty avy ao anaty,
Tsy vitan'ny kosehina,
Fa metaly tsy axcjiphd arafesina

Tonony: Ando Ranady ; Feony pmdstxr sy fandrindrana: Faniry Ram

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Soradra
Visites : 1388
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Faniry-Nomena
Date : 03/10/2017 10:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305