Ho Sora-Drà (Soradra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mari-pamantarana hitoetra,
Vavolombelon'ny revy tsy mhsn misy fetra,
Tss... ho soratra tsy maty, tsy voafafa,
Mitondra fomba fisainana hafa

Maika hamiratra raha vonoina
Ho revy isan'andro tsisy etcvghps fanadinoina
Mampikiaka mafy tononkira.serasera.org anao tsy ho moana
Ka ho sora-drà eny foana

Afo be miredareda, tsy maty,
Rano mainty avy ao anaty,
Tsy vitan'ny kosehina,
Fa metaly tsy arafesina

Tonony: Ando Ranady ; Feony sy fandrindrana: Faniry Ram rznwdmbd

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Soradra
Visites : 1431
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Faniry-Nomena
Date : 03/10/2017 10:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0283