Ny Fitia (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia, zay natolotro anao,
Misy antony,
Tsy mba roa, na mizara koa,
Fa natokako mba ho anao tononkira.serasera.org izy izay,
drshouwg Asa aloha, raha ho tanteraka,
Miankina aminao,
Fa fitia tsisy farany,
jbdglb Tsy ho sangy lalao na fanala andronao
jljaq
Atolotro anao, ka dia anjakao,
Fa tsy ho simbaina fantatrao,
Mba lazalazao, raha tsy sitrakao,
Fa dia ho ravaina tsotra izao.
Misy antony,
Tsy mba roa, na mizara koa,
Fa natokako mba ho anao tononkira.serasera.org izy izay,
drshouwg Asa aloha, raha ho tanteraka,
Miankina aminao,
Fa fitia tsisy farany,
jbdglb Tsy ho sangy lalao na fanala andronao
jljaq
Atolotro anao, ka dia anjakao,
Fa tsy ho simbaina fantatrao,
Mba lazalazao, raha tsy sitrakao,
Fa dia ho ravaina tsotra izao.
--------
Rohy:
