Ny Fitia (Solo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia, zay natolotro anao,
Misy antony,
Tsy mba roa, na mizara koa,
Fa natokako mba ho anao fqgvru izy izay,

  etwjfvac   Asa aloha, raha ho tanteraka,
    Miankina aminao,
    Fa fitia tsisy farany,
    Tsy tononkira.serasera.org ho sangy lalao na fanala andronao
        
        Atolotro anao, ka znoz dia anjakao,
        Fa tsy ho simbaina fantatrao,
        Mba lazalazao, raha tsy sitrakao,
        Fa dia ho ravaina tsotra izao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Solo
Visites : 6264
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ny Toky
Date : 06/11/2004 08:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0448