Maninona e (Soa'Niaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maninona tononkira.serasera.org e
No ampijalinao toy izao izy iny e
Mba tiny ianao anie
Miafy ny adalanao foana izy e
Mba kplgao sainontsaino ihany anie
Dinidinio izay mety xsyrejk hiafarany
Fa ny nenina tsy avy any aloha
Fa aty afara
Soa'Niaina ghtlb
No ampijalinao toy izao izy iny e
Mba tiny ianao anie
Miafy ny adalanao foana izy e
Mba kplgao sainontsaino ihany anie
Dinidinio izay mety xsyrejk hiafarany
Fa ny nenina tsy avy any aloha
Fa aty afara
Soa'Niaina ghtlb
--------
Rohy:
Hevitra
ZahSoaniaina
(
22/09/2026 18:23)
https://web.facebook.com/reel/1397384415929724?locale=fr_FR
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Soa'NiainaVangy : 9
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ZahSoaniaina
Daty : 22/09/2026 18:23
